• Zoma 03 Jolay 2020
Fahasalamana.CHU Anosiala Tsy mandray afa-tsy ireo tena marary mafy

Nanao fampahafantarana ny Hopitaly CHU Anosiala fa tsy afa-mandray afa-tsy ireo tranga voamarina fa tratry ny covid-19 sy ireo ahiana ho voa mampiseho soritraretina mafy na “forme sévère ou critique”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Fahasalamana.Orinasa Pharmalagasy Mpandraharaha avy eto avokoa no miasa ao

Orinasa Malagasy hamokatra ny fanafody eto Madagasikara ny Pharmalagasy ary mpandraharaha Malagasy avokoa no miasa ao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Fahasalamana.Mpianatra mpitsabo – HJRA Tsy hiasa raha tsy mivaly ny fitakiana

Nitokona ireo mpianatra taona faha-7 sy faha-8 izay efa mandray an-tànana ny marary sy miasa ao amin’ny Hopitaly HJRA Ampefiloha omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Fahasalamana.Pharmalagasy Am-pikarohana ireo mpiasa ambony

Eo am-pikarohana ireo mpiasa ambony na ireo izay ho mpitantana ny ozinina goavana mpamokatra fanafody vaovao, Pharmalagasy, ankehitriny ny fitondram-panjakana, raha ny fampitam-baovao voaray hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Fahasalamana.Tazomoka any Iakora Nahitam-bokany ny paikady nampiasaina

Nahitam-bokany ny ady amin’ny tazomoka any amin’ny distrikan’i Iakora. Nanomboka ny volana mey lasa teo mantsy dia maro ireo ezaka sy paikady

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Fitiliana ny VIH .SIDA Tamin’ny volana martsa no nisy fitaovana farany

Misy fiantraikany goavana amin’ireo olona mitondra ny tsimokaretina VIH/SIDA eto amintsika ny fiparitahan’ny tsimokaretina COVID 19 manerana ny faritra maro, raha araka ny fanazavan’Andrianiaina Herivelo,

Hamaky ny tohiny
FTT