Fahasalamana

Minisitry ny fahasalamana “Andao hamafisina ny fepetra”


  • Zoma 23 Oktobra 2020

Azo lazaina ho mety ny paikady notarihin’ny filohan’ny repoblika sy ny praiminisitra, hoy ny minisitry ny fahasalamana, ny Pr Hanitrala Jean Louis Rakotovao.

 

 

 Hitantsika fa nanaraka ireo fepetra maro samihafa isika ary tonga amin’ny fialana amin’ny fihibohana ankehitriny. Tsy tongatonga ho azy izany fa teo koa ny fanajantsika ireny fepetra samihafa ireny. Andao vao mainka hamafisina amin’izao farany izao, hoy hatrany ny tenany, ny fampiharana ireo fepetra sakana rehetra mba hitazomana ny vokatra azo.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT