- Alarobia 30 Septambra 2020
Fahasalamana.Hopitalim-panjakana Tale 2 no nesorina tamin’ny toerany
Tsy handefitra intsony amina resaka kolikoly hatao eny anivon’ny hôpitalim-panjakana ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka Rakotovao Hanitraka Jean Louis manomboka izao.
Hamaky ny tohiny