- Zoma 13 Mey 2022
Fahasalamana.Fandraisana marary – Hopitalim-panjakana Fandaminana no mahatonga ny fampiandrasana
Niteraka resabe teto amintsika tato ho ato ary zary lasa fanenjehana ireo urgentiste miasa eny amin'ny hopitaly mihitsy ny fisian'ireo fianakaviana manana ny marary tsy maintsy hampiandrasana rehefa tonga manatona azy ireny.
Hamaky ny tohiny
