Fahasalamana

Ambohibao-Antehiroka Nahazo toeram-pitsaboana manara-penitra


  • Talata 03 Mey 2022

Ho famaliana ny hetahetan'ny vahoaka eny ifotony sy ho fanatanterahana ilay teny filamatra manao hoe : Fahasalamana ho an'ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona dia "maternité" sy "dentisterie"

vaovao, izay vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, sy ny mpiara-miombon'antoka ary ny Kaominina Ambohibao Antehiroka sy ny ONG Well International Madagascar.Tontosa ny faran’ny herinandro teo, ny fanokanana tamin'ny fomba ofisialy ireo foto-drafitrasa vaovao ireo. Ramatoa Talem-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Analamanga , Dr Laliharisoa Raharimamonjy no nisolo tena ny Ministera nandritra izany, notronin' ireo olom-boafidy sy manam-pahefana isan-tsokajiny izay nahitana ny Ben'ny Tanànan'ny kaominina Antehiroka sy ny tale mpanatanteraka eo anivon’ny ONG Well International Madagascar.
Nangonin’i Pati
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT