• Talata 07 Septambra 2021
Fahasalamana.Maroantsetra Tafakatra 5.000 ireo olona voan’ny tazomoka

Tsy mitsaha-mitombo ireo olona lasibatry ny aretina tazomoka any amin’ny distrikan’i Maroantsetra. Tafakatra 5.000 isa mantsy ireo marary tamin’ity taona ity, raha 4.000 isa tamin’ny taona 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Septambra 2021
Fahasalamana.Mampitandrina ny mpitsabo Mamono haingana noho ny Covid 19 ny Pesta

Manomboka ny volana aogositra ka hatramin’ny volana aprily no tena mampahazo vahana ny valan’aretina pesta eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Septambra 2021
Fahasalamana.Mampitandrina ny mpitsabo Mamono haingana noho ny Covid 19 ny Pesta

Manomboka ny volana aogositra ka hatramin’ny volana aprily no tena mampahazo vahana ny valan’aretina pesta eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Septambra 2021
Fahasalamana.Nampitandrina i Dr Fidiniaina Randriatsarafara “Anaty vanim-potoana mampatanjaka ny pesta isika”

Voamarina fa tena pesta aretin-tratra mihitsy no mitranga any amin’ny Kaominina Miandrandra Distrikan’Arivonimamo, hoy ny Dr Dr Fidiniaina Randriatsarafara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Septambra 2021
Fahasalamana.Miandrandra Arivonimamo Olona 7 no efa matin’ny pesta

Tena misy ary manomboka mamonoa olona indray ny pesta amin’izao fotoana izao; Olona 7 no voalaza ho voamarina fa namoy ny ainy vokatry ny pesta aretin-tratra na “peste pulmonaire”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2021
Fahasalamana.Mpitsabo nentim-paharazana Voarara ny manao dokam-barotra na mivantana na an-kolaka

Nankalazaina omaly talata 31 Aogositra ny andro Afrikana ho an’ny fitsaboana nentim-paharazana. Anisan’ny nitondra tombontsoa be ho antsika teto Madagasikara ny fisian’izy io raha araka

Hamaky ny tohiny
FTT