Fahasalamana

Fandraisana marary – Hopitalim-panjakana Fandaminana no mahatonga ny fampiandrasana


  • Zoma 13 Mey 2022

Niteraka resabe teto amintsika tato ho ato ary zary lasa fanenjehana ireo urgentiste miasa eny amin'ny hopitaly mihitsy ny fisian'ireo fianakaviana manana ny marary tsy maintsy hampiandrasana rehefa tonga manatona azy ireny.

Nambaran'ireo tompon'andraikitra fa tsy sanatria resaka vola na fizahana tavan'olona no anton'izany fa misy fandaminana. Samy manana ny fijeriny ihany koa ny dokotera sy ireo manana ny marary hoy ny urgentiste iray ka ny mararibe amin'ireo fianakaviana mbola afaka miandry aorian'ireo tena marary mafy ho an'ny dokotera hoy hatrany ny fanazavana azo. Ny serasera sy ny fahafantaran'ireo mpitondra marary mihitsy ilay fandaminana mihitsy no tsy ampy hoy izy ireo ka tokony hanaovana ezaka. Na izany aza anefa dia nomarihiny fa tsy maintsy voaray an-tanana avokoa ny marary rehefa tonga eny amin'ny hopitaly satria aina no vonjena.
Pati
Legende : Toy izao ny fahsahiranana misy eo anivon'ny urgence indraindray
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • Mpox eto Madagasikara
  • Alakamisy 23 Aprily 2026

Tafakatra 2139 ny tranga

  • AMBOHIJAFY FENOARIVO-MANDRITSARA
  • Alarobia 22 Aprily 2026

Tovovavy maromaro tratran'ny ambalavelona

  • Fahasalaman’ny zaza eto
  • Talata 14 Aprily 2026

Madagasikara

  • Vaksinin’ny IMPOX
  • Alarobia 08 Aprily 2026

eto Madagasikara Tsy tratra ny tanjona,

  • Sehatry ny fahasalam-bahoaka
  • Alarobia 01 Aprily 2026

Ireo antony telo mampitsoaka

Hijery ny tohiny
FTT