• Alarobia 06 Jolay 2022
Fahasalamana.Fanaraha-maso ny valan’aretina Hofanina ireo mpiasan’ny fahasalamana isam-paritra

Arahi-maso akaiky manomboka izao ny fivoaran'ny valan’aretina misy eny anivon’ny fiaraha-monina ho fitandroana ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Jona 2022
Fahasalamana.Fandrindram-piterahana Manamafy ny fanohanany ny Amerikanina

Manohana hatrany an’i Madagasikara ny Amerikanina mba hahatratra ny "dividende démographique" na ny fitomboan’ny harin-karena miainga amin’ny fiovan’ny firafitry ny sokajin-taonan’ny mponina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2022
Fahasalamana.Dr Fidy Bariniaina “Mety hisy andiany fahaefatra ny Covid 19”

Mety hisy andiany fahaefatra raha ny vinavinan’ny mpitsabo ny valan’aretina Covid 19 eto amintsika. Eo amin’ny sehatry ny fitsaboana mantsy dia tsy misy izany hoe : 2+2 dia tsy maintsy 4 izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Jona 2022
Tsiroanomandidy Olona 8 no notiliana ny VIH.SIDA

Nifarana omaly alahady rehefa naharitra 3 andro ny varavarana misokatra sy fitsaboana maimaimpoana notanterahina tao amin'ny hopitalim-paritra Bongolava ao Tsiroanomandidy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2022
Fahasalamana.Fanjifana sy fahasalamana 200 ny aretina azo avy amin’ny sakafo tsy lavorary

Mitana ny laharana faha-28 amin’ny firenena 32 aty Afrika i Madagasikara amin’ny fanjifana sakafo tsy araha-pahasalamana, araka ny tatitra navoakan’ny CNCA (Comité National Codex Alimentaire)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2022
Fahasalamana.Caravane de la santé Olona miisa 8000 mahery no ezahina hahazo tombontsoa

Miditra amin’ny andiany fahadimy ny caravane de la santé ahitana karazana fizaham-pahasalamana maro lafy, indrindra fa ho an’ny vehivavy.

Hamaky ny tohiny
FTT