- Talata 23 Novambra 2021
Fahasalamana.Alakamisy Fenoarivo Hametrahana sampana miady amin’ny diabeta ny CSB II
Misimisy ihany ny olona tratry ny aretina diabeta any amin’iny faritra misy ny zanak’antitra eny Alakamisy Fenoarivo iny.
Hamaky ny tohinyMisimisy ihany ny olona tratry ny aretina diabeta any amin’iny faritra misy ny zanak’antitra eny Alakamisy Fenoarivo iny.
Hamaky ny tohinyNifarana ny sabotsy 20 novambra teo ny Fikaonan-doha iraisam-pirenena momba ny rohivoahary sy ny fahasalamana izay notanterahina nanomboka ny 19 novambra 2021 tao amin'ny hôtely lehibe Baobab Tree tao Mahajanga.
Hamaky ny tohinyHotontosaina manomboka anio Alatsinainy 22 Novambra ny andiany fahatelo amin'ny hetsika fanaovam-baksiny etsy amin'ny Oniversiten'Antananarivo ho enti-miady amin’ny valan’aretina Covid 19.
Hamaky ny tohinyOlona miisa 35 no fantatra fa voapoizin’ny fihinanana compose nisy maionezy tany amin’ny distrikan’i Fenoarivobe. Misy ankizy sy olon-dehibe izy ireo toeram-pivarotana
Hamaky ny tohinyOlona 50 amin’ny 150 tonga namonjy ilay fizaham-pahasalamana maimaim-poana mikasika ny aretim-po natao tany amin’ny kaominina ambanivohitra Talatavolonondry, distrikan’Avaradrano no fantatra fa lasibatr’ity aretina ity avokoa.
Hamaky ny tohinyMijaly ireo olona mpiteraka sy narary any amin’ny kaominina ambanivohitra Antanety, distrikan’Arivonimamo II. Lanjaina amin’ny hazo na irony antsoina hoe :
Hamaky ny tohiny