- Alarobia 12 Janoary 2022
Fahasalamana.Banky Iraisam-pirenena Nanome 41 tapitrisa dolara hividianana vaksiny
Nanolotra famatsiam-bola mitentina 41 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara mba ahafahana mahazo sy misitraka vaksiny hiadiana amin’ny coronavirus sy hanamafisana ny rafitra ara-pahasalamana ny Banky Iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohiny
