- Alakamisy 07 Aprily 2022
Fahasalamana.CHRD Anosibe an'ala Nahazo « radiographie » nomerika
Manomboka amin'ny 40.000 Ar ka hatramin'ny 60.000Ar ny manao « radiographie» amin'izao eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyManomboka amin'ny 40.000 Ar ka hatramin'ny 60.000Ar ny manao « radiographie» amin'izao eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyMarobe ny malagasy ankehitriny no zatra mihinana hani-masaka eny amin’ireo mpivarotra amoron-dalana. Noho ny rotorom-piainana sy ny hamoran’ireny sakafo ireny amin’ny ankapobeny no mahatonga izany.
Hamaky ny tohinyNahazo milina mpamokatra herinaratra vaovao ny CHRD II ao Manakavaly, distrikan'i Manjakandriana, Faritra Analamanga.
Hamaky ny tohinyTafiditra eo anelanelan’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra sy ny ririnina isika izao. Miovaova be ihany ny toetr’andro vokatr’izany ka mety mafanabe indraindray nefa mety mangatsiaka be tampoka ihany koa.
Hamaky ny tohinyMitsabo ireo ankizy marary fo ny Hopitaly Miaramila Soavinandrina. Efa vita eto amintsika ny fandidina ny fo na « chirurgie à cœur ouvert » araka izany.
Hamaky ny tohinyMilaza hanakatona ireo fivarotam-panafody, hanakatona ny tranom-paty,… ireo mpiasa sy mpandraharahan’ny fahasalamana taorian’ny tsy fisian’ny vahaolana tamin’ny fangatahana.
Hamaky ny tohiny