• Talata 14 Febroary 2023
Fahasalamana.Faritra Vakinankaratra Misy fifandraisany ny toe-tany volkanika sy ny homamiadana

Mitombo isa hatrany ireo vehivavy lasibatry ny aretin’ny homamiadan’ny nono sy ovaire any amin’ny Faritra Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Fahasalamana.Aretina tsy mamela mahazo Maro ireo tratry ny homamiadan’ny prostaty sy ny nono

Raha ny vehivavy hatrany hatramin’izay no fantatra fa betsaka lasibatry ny aretin’ny homamiadana dia maro ihany koa ireo lehilahy voany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Fahasalamana.Soroptimist Club Antananarivo Doyen Nizaha maimaimpoana ny aretin’ny fo

Betsaka ireo olona manana olana amin’ny fo eto amintsika. Ankoatra ireo olon-dehibe dia lasibatra ihany koa ny tanora noho adim-piainana iainana isan’andro izay miseho amin’ny endriny maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Janoary 2023
Fahasalamana.Fizaham-pahasalamana maimaimpoana Maro ireo tonga tetsy Ambohibarikely-Anosibe omaly

Tsy manana fahafahana ny hitsabo tena ny ankamaroan’ny Malagasy. Raha aretina mbola azo hiafiafiana dia tsy maintsy hiafiafiana sitrany ahay hamidy sakafo, indrindra amin’izao fotoam-pahavaratra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Fahasalamana.Resabe niparitaka tetsy sy teroa Nanazava ny momba ilay « paracétamol » ny ministera

Betsaka ireo olona nikorotan-tsaina nanoloana ilay vaovao niparitaka tao anaty tambajotran-tserasera facebook fa ahitana ilay virus machipo ao anatin’ireo fanafody paracetamol hamidy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Fahasalamana.Fahasalamana Mitrosa ny 98%-n’ireo marary tonga manatona mpitsabo

Ny 30%-n’ny Malagasy ihany raha betsaka no manana fahafahana ny hitsabo tena eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT