• Talata 04 Aprily 2023
Fahasalamana.Fitsaboana any am-ponja Infirmiera iray misahana voafonja 500 isa

Tena mbola tsy ampy ireo mpitsabo mandray an-tanana ny fahasalaman’ireo voafonja eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Martsa 2023
Fahasalamana.Mpitsabo nentim-paharazana “Lasibatry ny antsojay politika”

Lasibatry ny antsojay ankehitriny ny mpitsabo nentim-paharazana fa tsy FITRAMA irery, hoy ny filoha tale jeneralin’ny mpitsabo malagasy FITRAMA teo aloha, Jean Nirina Rafanomezantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Fahasalamana.Mpianatra Paramed mizatr’asa Tsy maintsy mandoa vola ny sekoly vao azo raisina ?

Efa ho herin-taona izao no tapaka tanteraka ny fianaran’asa tokony hatrehin’ireo mpianatra ho Paramed eny anivon’ireo sekoly ambony tsy miankina amin’ny fanjakana eto amintsika eny anivon’ireo hopitalim-panjakana maro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2023
Fahasalamana.Aretina diabeta Miisa 400 ireo ankizy latsaky ny 18 taona voany eto

Tsy mifidy taona ny aretina diabeta. Ankoatra ireo olon-dehibe lasibatr’izany etsy sy eroa dia efa mahatratra 400 ihany koa ireo ankizy latsaky ny 18 taona

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2023
Fahasalamana.Fandraisana marary Niaiky ny minisitra fa misy zavatra tsy mety eny amin’ny hopitaly

Niaiky ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka ny profesora Andriamanantany omaly, fa misy zavatra tsy mety sy tsy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2023
Fahasalamana.Olona matin’ny cholera na pesta Handoavana 1 tapitrisa Ar ny famindrana azy mialohan’ny 7 taona \\

Handoavana 1 tapitrisa Ar amin’izao ny famindrana razana an-tsokosoko mankany am-pasan-drazana mialohan’ny fito taona ho an’ireo manan-kavana matin’ny cholera na pesta eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT