- Zoma 20 Janoary 2023
Fahasalamana.Fotoam-pahavaratra Mila mitandrina fa mamely ny aretin-kibo
Ankoatra ny kohoka sy ny gripa mahery dia fotoana mampahazo vahana ny aretin-kibo ihany koa amin’izao fotoam-pahavaratra izao ka ilana fitandremana hoy Mandimbison Rija, mpitsabo amin’ny vokatra natoraly.
Hamaky ny tohiny
