• Alakamisy 22 Desambra 2022
Fahasalamana.Antehiroka Nahazo hopitaly vaovao afaka handray ireo bevohoka

Nahazo CSB I vaovao ny ao amin’ny Fokontany Amboaroy, kaominina Antehiroka, distrikan’Ambohidratrimo. Omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2022
Fahasalamana.Fahasalamana sy fitsaboana Tsy manana fiantohana ny 80%-n’ny Malagasy

Mahatratra 80% n’ny Malagasy no mbola tsy manana fiantohana ara-pahasalamana. 20% monja no manana izany izay mpiasa sy manao asa manara-drafitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2022
Fahasalamana.Aretina tefoedra Karohana ny paikady hanafoanana azy

Ny volana Oktobra ka hatramin’ny volana Martsa no tena mampirongatra sy mampahazo vahana ny aretina tefoedra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Fahasalamana.Mandritsara Vehivavy 5 tratran’ny SIDA tamin’ity volana desambra ity

Olona miisa 5 izay fantatra fa vehivavy avokoa no lasibatry ny aretina SIDA any amin’ny distrikan’i Mandritsara tamin’ity volana Desambra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2022
Fahasalamana.Herisetra mahazo ny vehivavy Voasoroka rehefa misy ny fahaleovantena ara-bola

Manana ny toerany eo anivon’ny tokantrano ny asa fihariana. Anisan’ny manafoana ny herisetra ao an-tokantrano mantsy ny fananana izany,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2022
Fahasalamana.Vokatry ny hasarotan’ny fiainana Maro ireo miakatra tosi-dra, misy maty mihitsy aza

Tena sarotra ny fiainana. Tsy misy izay tsy mitaraina vokatr’izany ny isan-tokantrano indrindra fa ny Renim-pianakaviana.

Hamaky ny tohiny
FTT