- Alatsinainy 06 Martsa 2023
Fahasalamana.Ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina Nampaneno lakolosy sy nanome toromarika i Rajoelina
Nampaneno anjomara eo anatrehan’ny firongatry ny fidorohana zava-mahadomelina mahery vaika ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, nandritra ny fitsidihany ny Fitsaboana mitety vohitra na “Caravane Médicale”
Hamaky ny tohiny
