- Talata 10 Oktobra 2017
Fahasalamana.Pesta mihanaka eto Antananarivo Mitombo isa ireo toeram-pitiliana
Fantatra izao, araka ny fanadihadiana natao, fa misy trano lay miisa 3 ao amin’ny (CRM) Croix Rouge Malagasy Tsaralalàna, ary ny dokoteran’ny minisiteran’ny fahasalamana no manao ny TDR (Test de dépistage Rapide) momba ny olona manao fitiliana na mitondra na tsia ny valan’aretina pesta.
Hamaky ny tohiny