- Alakamisy 12 Oktobra 2017
Fahasalamana.Ady amin’ny pesta Nahazo 33,5 miliara ariary i Madagasikara
Nisy ny fivoriana manokana niarahan’ny fitondram-panjakana Malagasy notarihan’ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly an-kilany sy ny masoivoho vahiny omban’ireo fikambanna iraisam-pirenena miasa eto Madagasikara an-daniny.
Hamaky ny tohiny