• Alatsinainy 09 Oktobra 2017
Fahasalamana.KAOMININA TALATAMATY Hidina hitety tokantrano, hanasazy ireo maloto

Tena kapok’Andriamanitra ity aretina pesta miseho eto amintsika ity hoy ny Ben’ny tanànan’ny kaominina Talatamaty Rado Razafindratsimba.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Oktobra 2017
Fahasalamana.ARETINA PESTA “28 no maty”, hoy ny minisitra

Vaovao lehibe mbola mitana ny sain’ny maro hatreto ny fiparitahan’ny aretina pesta eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Oktobra 2017
Fahasalamana.Mpitsara Basket CCCOI teny Ivato Nafenina fa nararin’ny Pesta

Manizingizina ny fitondram-panjakana fa voafehy ny pesta satria efa fantatra avokoa ny faritra misy azy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Oktobra 2017
Fahasalamana.Antananarivo sy Toamasina Miato ny fampianarana…

Araka ny fanambaran'ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena omaly, dia miato ny fampianarana amin'ireto toerana voalaza ireto amin'ity herinandro ity ho fanohizana ny fanadiovana ny sekoly (miankina sy tsy miankina):

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Oktobra 2017
Fahasalamana.Seces Antananarivo Miantso fampiatoana fampianarana sy fikarohana

Manoloana ny firongatry ny aretina pesta eto amin’ny firenena ankehitriny dia manao antso avo amin’ireo tompon’andraiki-panjakana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Oktobra 2017
Fahasalamana.Fiparitahan’ny loto eto an-drenivohitra Handray fepetra hentitra ny CUA

Ho fitandroana ny fahadiovana eto amin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA) dia handray fepetra hentitra ny fiadidian’ny Kaominina manoloana ireo loto miparitaka sy fako rehetra manerana ny Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT