- Alatsinainy 02 Oktobra 2017
Fahasalamana.Tandindomin-doza i Madagasikara Tsy voafehy ny pesta
Andro vitsy taorian’ny nilazan’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Mamy Lalatiana Andriamanarivo fa efa voafehy ny fihanaky ny pesta eto Madagasikara dia voaporofo ankehitriny fa ny mifanohitra amin’izay no zava-misy. Miparitaka an-tanàn-dehibe mihitsy ny pesta mpahazo ny tratra na ny « pesta pulmonaire ankehitriny.
Hamaky ny tohiny
