• Alatsinainy 23 Oktobra 2017
Fahasalamana.Hopitalim-panjakana Maty raha tsy manam-bola ny marary

Tena mahakivy ny maro ny fandraisana an-tanana eny anivon'ireo hopitalim-panjakana maro isan-tsokajiny eo amintsika amin'izao fotoana. Maty raha tsy misy vola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Oktobra 2017
Fahasalamana.Fahasalamana Ratsy nify ny 90 %-n’ny Malagasy

Marary sy ratsy nify avokoa ny 90 %-n’ny Malagasy, raha araka ny fanazavan’ny dokotera Rénaud Rasolonirina, tompon’andraikitra misahana ny fahasalaman’ny nify sy ny ativava eto amin’ny Faritra Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Oktobra 2017
Fahasalamana.Fialantsasatry ny pesta Mbola hitohy hatramin’ny 5 novambra

Ny alatsinainy 6 novambra ho avy izao indray vao hiverina an-tsekoly daholo ireo mpianatra manerana ireo fari-piadidiam-pampianarana 25 nahitana ny valanaretina pesta, araka ny fanambarana nataon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Oktobra 2017
Fahasalamana.ORANGE Solidarité Nanolotra fitaovana hiadiana amin’ny pesta

Tonga nanolotra fanampiana ho an’ireo fianakaviana manana ny tsy salama sy ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny tobim-pitsaboana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Oktobra 2017
Fahasalamana.Vakinankaratra Nametrahana « point de contrôle sanitaire » hiadiana amin’ny pesta

Napetraka tamin'ity herinadro ity ny toerana natao hanaraha-maso ireo fiara mpitatitra olona sy ireo mpandeha miditra sy mivoaka an’Antsirabe amin’izao fotoana na ny "Point de contrôle sanitaire ", izay tonga dia miasa avy hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Oktobra 2017
Fahasalamana.CROIX ROUGE INTERNATIONAL Hanampy amin’ny ady amin’ny pesta

Noraisin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Solonandrasana Mahafaly Olivier, teny Mahazoarivo omaly ny sekretera jeneralin’ny federasionan’ny Croix rouge international sy ny Croissant rouge, Elhadj As Sy.

Hamaky ny tohiny
FTT