• Talata 28 Novambra 2017
Fahasalamana.Fampihenana ny fahafatesan’ny reny sy ny zaza Nankasitraka ireo mpitsabo Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina

Mba hahafahana mampihena ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny zaza eo am-piterahana dia notoloran-dRtoa Voahangy Rajaonarimampianina mari-pankasitrahana avokoa ireo tompon’andraikitra ara-pahasalamana eny anivon’ireo tobim-pitsaboana CSB II eto amintsika, manatanteraka ilay tetikasa CARMMA (Campagne pour l’Accélération de la Réduction de la Mortalité Maternelle et Infantile en Afrique).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Fahasalamana.Za’Gasy Sahy Mandroso Fokontany 4 no nandrarahana D.D.T

Araka ny efa nambarany tany aloha dia hanatanteraka hetsika fandrarahana fanafody famonoana bibikely isam-bolana eny amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Fahasalamana.Mponin’i Betafo Antsirabe “Havereno tsy misy hatakandro ny rano fisotro madio any aminay”

Tsy mbola misy mandeha amin’ny laoniny ny fitantanana sy fandaminana ny fampandehanana ny rano fisotro madio ao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Betafo Antsirabe tato anatin’ny volana maromaro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Novambra 2017
Fahasalamana.Depiote Hanitra Razafimanantsoa Mitaky paikady hiombonana ny ady amin’ny pesta

Nanamarika ny depiote Hanitra Razafimanantsoa filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritany Antananarivo tamin’ny fifanatrehana nivantana tamin’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka Malagasy tamin’ireo depiote teny Tsimbazaza ny alarobia 22 novambra lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Fahasalamana.“Paramed” eny amin’ny tsy miankina Raisina ho mpiasam-panjakana ireo mendrika

Tsy mandray olona tsy “qualifié” ny eo amin’ny sehatry ny fahasalamana isika, hoy ny minisitry ny fahasamam-bahoaka Malagasy, Lalatiana Andriamanarivo, teny Tsimbazaza omaly alarobia 22 novambra raha niatrika an’ireo depiote nitondra fanazavana mikasika ny valan’aretina pesta izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Fahasalamana.Vehivavy voan’ny pesta Nijoro vavolombelona i Mamitiana F

Tovovavy iray antsoina hoe Mamitiana Francelia avy any ambanivohitr’i Toamasina no sahy nijoro vavolombelona momba ny niainany ny aretina pesta satria niharany izy.

Hamaky ny tohiny
FTT