• Alatsinainy 20 Novambra 2017
Fahasalamana.Marary saina mitombo isa isan'andro Taratry ny fahantrana, hoy i Gerard Ramamimampionona

Mitombo isa hatrany ireo olona marary saina na adala tazana miriaria eny anivon'ny fiarahamonina ankehitriny. Ho an’ny eto an-drenivohitra manokana dia maro izy ireny ary tsy hanavahana intsony na tanora na olon-dehibe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Novambra 2017
Fahasalamana.Fahasalamam-bahoaka Niampy 25 mianadahy indray ireo infirmiera sy mpampivelona

Anisan’ny mbola olana goavana sedraintsika eto Madagasikara ny tsy fahampian’ny infirmiera sy ny mpampivelona, indrindra fa any amin’ny faritra lavitra andriana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2017
Fahasalamana.Aretina diabeta Mitombo isa ireo marary eto Madagasikara

Olona iray isaky ny fito segondra no voalaza fa mamoy ny ainy manerana izao tontolo izao vokatry ny aretina diabeta mahazo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
Fahasalamana.Ady amin’ny pesta ao Andoharanofotsy Mitety fokontany manentana ny mponina ny polisy kaominaly

Tsy amin’ny vanim-potoana fisian’ny valanaretina pesta tahaka izao ihany fa irina haharitra sy mandavan-taona mihitsy ny asa fanadiovan-tanana ho an’ny kaominina Andoharanofotsy Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Novambra 2017
Fahasalamana.Tsaho momba ny vaksinina pesta Ho avy ny fisamborana…

Nikorontana ny tanàna ! Izay no azo hamehezana ny zava-nisy teto Antananarivo omaly tontolo andro. Zary lasa resabe ny fielezan’ny feo amin’ny fisian’ny andian’olona mitonona ho mpiasan’ny minisiteran’ny fahasalamana, ary mitety sekoly manao vaksiny ny mpianatra miaraka amina mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Novambra 2017
Fahasalamana.Sakafo tsy madio sy tsy voaaro Mety hahafaty avy hatrany

Mety hahafaty ao anatin’ny fotoana fohy ny fihinanana sakafo tsy madio sy tsy voaaro. Anisan’ireny ireo hamidy eny amoron-dalana, indrindra fa ireo tsy mampiasa fitaovana toy ny vitrine mba hiarovana amin’ny loto.

Hamaky ny tohiny
FTT