• Alarobia 06 Desambra 2017
Fahasalamana.Lakandranon’Andriantany Nodiovin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra

Nirotsaka an-tsehatra nanadio mivantana ny lakandranon’Andriantany mandalo etsy Ankadimbahoaka omaly, ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) notarihin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana mivady.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Fahasalamana.Ady amin’ny aretina SIDA Ny 70 %-n’ny tobim-pitsaboana no efa misy fanaovana fitiliana

Ny 0,2% amin’ny vahoaka Malagasy no efa mitondra ny tsimokaretina SIDA ankehitriny, raha araka ny tarehimarika navoakan’ny ONU SIDA tamin’ny taona 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Fahasalamana.Ady amin’ny pesta Nanome 2 tapitrisa dolara ny Amerikanina

Nambaran’ny ambasadaoro amerikanina Robert T. Yamate omaly ny fanomezan’ny tahirim-bola natokana ho an’ny hamehana ao amin’ny Sampandraharaha Amerikanina ho an'ny Fampandrosoana Iraisam-pirenena (USAID),

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Novambra 2017
Fahasalamana.Fivoriana momba ny zon’olombelona any Génève Nasain’ny Croix Rouge ny Zandarimaria

Tsy maintsy manaja ny zon’olombelona ny zandary mandritra ny fanatanterahana ny asany rehetra na inona na inona iraka azony ary na aiza na aiza toerana hanaovana azy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Novambra 2017
Fahasalamana.Aretina SIDA Malagasy 2279 no voany, maro an’isa ny lehilahy

Ny 0,2%-n’ny Malagasy no mitondra ny otrikaretina Vih/SIDA ankehitriny, izany hoe 2.279 izay efa mihinam-panafody manaraka fitsaboana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Fahasalamana.Pesta an-tanàn-dehibe Tapitra, hoy ny praiminisitra

Ambara fa tapitra ny fisian’ny valanaretina « peste pulmonaire urbaine » na ny pesta aretin-tratra eto Madagasikara raha tany amin’ny volana aogositra 2017 no nisehoany voalohany, hoy ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT