- Zoma 10 Novambra 2017
Fahasalamana.Olona akaikin’ny mararin’ny pesta Arahi-maso akaiky
Na dia noheveren’ny rehetra fa efa mangingina aza ny aretina pesta dia mbola misy hatrany ary ilana fitandremana tsara.
Hamaky ny tohinyNa dia noheveren’ny rehetra fa efa mangingina aza ny aretina pesta dia mbola misy hatrany ary ilana fitandremana tsara.
Hamaky ny tohinyHerinandro anio zoma sahady ny nidiran’ny mpianatra nianatra taorian’ny vakansin’ny pesta izay naharitra iray volana. Samy nanao ny ho afany ireo sekoly nandritra ny efatra andro voalohany,
Hamaky ny tohinyFantatra fa nisy vehivavy iray 53 taona nampidirina teny amin’ny hopitaly manara-penitra eny amin’ny Route Digue Andohatapenaka omaly alarobia 8 novambra ary voalaza fa voan’ny « peste bubonique » izy io.
Hamaky ny tohinyNanolotra fitaovana ara-pahasalamana mitentina hatrany amin'ny 1,5 miliara ariary hiatrehana ny ady amin’ny valanaretina pesta ny governemanta sinoa.
Hamaky ny tohinyMbola vao ny apahefatry ny mponina manerana ny Nosy ankehitriny no manana rano fisotro madio.
Hamaky ny tohinyTsy mikely soroka amin’ny fanasoavana ny tanàna sy ny mpiara-belona ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo (CUA), indrindra amin’izao vanim-potoana sarotra diavin’ny vahoaka izao.
Hamaky ny tohiny