- Alarobia 20 Desambra 2017
Airtel Madagascar sy ny ASM Efa-taona niadivana tamin’ny Vih .SIDA
Efa-taona nifanomezan-tanana iadiana amin’ny otrikaretina Vih/ SIDA sahady ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar sy ny Association d’Aide et Soin aux Malades (ASM) tarihin’ny profesora Mamy Randria, tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny hopitalim-panjakana Befelatanana eny ambony.
Hamaky ny tohiny