- Talata 09 Janoary 2018
Fahasalamana.Fanadiovana tanàna taorian’i AVA Mila vanona amin’ireo fikambanana hafa ny HVM
Tsy nitaza-potsiny ny loto sy fako ary ireo tapa-kazo mameno ny tananan’i Toamasina ny fikambanana sosialy FIMAMI na Fikambanana Malagasy Mijoro, notarihan’ny filoham-boninahiny ny senatera Benesy Harison Sebastien, sy ny filohan’ny fikambanana Mananjara Auguste,
Hamaky ny tohiny