• Sabotsy 27 Janoary 2018
Fahasalamana.HJRA Ampefiloha Nahazo toeram-pandidiana manara-penitra ho an’ny zaza

Nahazo efitrano fandidiana zaza ny eo anivon’ny hopitaly oniversitera Joseph Ravoahangy Andrianavalona etsy Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Janoary 2018
Fahasalamana.Hopitalin’ny reny sy ny zaza Tsaralalana Olona sahirana ny 80 %-n’ireo tonga mitsabo tena ao

Sahirana ara-pivelomana avokoa ny 80 %-n’ireo olona tonga mitondra ny menaky ny ainy hotsaboina etsy amin’ny hôpitalin’ny reny sy ny zaza etsy Tsaralalàna. Tsy mbola nisy tamin’izy ireo anefa, hoy ny profesora Annick Robinson, no noroahina na tsy notsaboina rehefa tsy manam-bola hamidy fanafody, fa raisin’ny “assistante sociale” avy hatrany ny fikarakarana, miankina amin’izay zava-misy eo am-pelatananan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Janoary 2018
Fahasalamana.Vaksiny Polio Nilamina tamin’ny ankapobeny

Nizotra tamim-pilaminana ny andro voalohany sy ny faharoa nanatanterahana ilay fanaovam-baksiny faobe iadiana amin’ny aretina lefakozatra manerana ny Nosy ho an’ireo ankizy latsaky ny dimy taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Janoary 2018
Fahasalamana.Fitehirizana fanafodim-baksiny Mila hatsiaka 2° C ka hatramin’ny 8°C

Natomboka omaly alarobia 17 janoary manerana ny Nosy, haharitra hateloana ny fanaovam-baksiny faobe iadiana amin’ny aretina lefakozatra ho an’ireo ankizy latsaky ny dimy taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Janoary 2018
Fahasalamana.Fanadiovana an’i Toamasina Efa nanomboka afak’omaly

Mavesatra ny takaitra navelan’i AVA ao Toamasina. Tapaka efa ho 5 andro ny jiro sy ny rano ka ireo olona manana milina mpamokatra herinaratra ihany sisa no nahita mazava sy afaka nihaino radio.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Fahasalamana.Fanadiovana faobe Tontosaina anio tontolo andro

Tantontosaina anio tontolo andro fanadiovana faobe manerana an’i Madagasikara mba hiadiana amin’ny aretina Pesta, araka ny didim-panjakana laharan 2017-1156; andro tsy iasana kanefa handraisan-karama noho izany ny anio 10 janoary 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT