- Talata 03 Aprily 2018
Fahasalamana.Hopitaly HJRA Ampefiloha 3 namoy ny ainy nandritra ny fety
Tafakatra telo ireo namoy ny ainy nandritra ny fety, telo tratry ny fahapoizinana ara-tsakafo. Tafakatra telo ireo olona namono tena nentin’ny fianakaviana nanatona ny hopitaly HJRA Ampefiloha nandritra ny fankalazana ny fetin’ny paska lasa teo.
Hamaky ny tohiny
