• Alarobia 23 Mey 2018
Fahasalamana.Anosizato sy ny manodidina Zazalahy kely 115 isa no noforaina maimaimpoana

Zazalahy kely 115 isa no indray noforaina maimaimpoana ny faran’ny herinandro teo teny Anosizato. Zazalahy kely avy ao Anosizato, Tanjombato, Itaosy sy ny manodidina izy ireo ka herin-taona latsaka no zandriny indrindra raha valo taona no zokiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Fahasalamana.Hopitaly HJRA Ampefiloha Telo no namoy ny ainy nandritra ny fety

Telo no namoy ny ainy nandritra ny fankalazana ny fetin’ny pentekosta lasa teo tetsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha. Ny iray tamin’izy ireo matin’ny toaka vokatry ny fisotroana diso tafahoatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Mey 2018
Fahasalamana.Hopitalin’ny zaza Ambohimiandra Ny aretim-pivalanana no tena mahavoa ny ankizy

Vitsiana sisa ireo zaza marary entin-dray aman-dreniny manatona sy manaraka fitsaboana etsy amin’ny hopitalin’ny zaza Ambohimiandra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
Fahasalamana.Fitsaboana maimaimpoana Nanomboka teny Andavamamba ny hetsiky ny Ahmadiyya

Ny gripa, ny sery, ny kohoka ary ireo karazan’aretina azo avy amin’ny loto amin’ny ankapobeny no tena mahazo antsika Malagasy, raha ny fanazavan-dry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Ahmadiyya izay manatanteraka fitsaboana maimaimpoana etsy Andavamamba nanomboka ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Mey 2018
Fahasalamana.Fitsaboana maimaimpoana Nanomboka ny talata teny Andavamamba ny hetsiky ny Ahmadiyya

Ny gripa, ny sery, ny kohoka ary ireo karazan’aretina azo avy amin’ny loto amin’ny ankapobeny no tena mahazo antsika Malagasy, raha ny fanazavan-dry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Ahmadiyya izay manatanteraka fitsaboana maimaimpoana etsy Andavamamba nanomboka ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Fahasalamana.Fanafoanana ny lefakozatra Handalo fanadinana indray i Madagasikara

Omaly no natomboka tetsy amin’ny hotely Ibis Ankorondrano ny atrikasa hijerena sy hanamarinana ny zavatra vitan’i Madagasikara momba ny ady amin’ny fanafoanana ny lefakozatra.

Hamaky ny tohiny
FTT