• Talata 13 Martsa 2018
Fahasalamana.Homamiadan’ny vozon’ny tranonjaza 200 000 Ar ny saran’ny fitiliana

2 hetsy Ar ny saran’ny manao fitiliana ny homamiadan’ny vozon’ny tranonjaza eto amintsika, raha aloa vola. Izany indrindra no nanosika ny Fondation Akbaraly sy ny fikambanana Pachamama hanatanteraka ilay fitiliana maimaimpoana eny amin’ny fokontany Ambatoroka nanomboka omaly alatsinainy 12 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Fahasalamana.Fitsaboana aretina Afaka ampiasana tambazotran-pifandraisana

Omaly no nampahafantarina tetsy amin’ny Hotel Carlton Anosy ilay Tahiry iombonan’ny fitsimbinana ny fahasalaman’ny rehetra (CNSS).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2018
Fahasalamana.Hopitaly Befelatanana Nahazo fitaovana fameloman’aina ho an’ny zazaHopitaly Befelatanana Nahazo fitaovana fameloman’aina ho an’ny zaza

Nahazo toeram-pitsaboana vaovao sy fameloman’aina ho an’ny zaza vao teraka ka hatramin’ny 15 taona, ny hopitaly Befelatanana. Omaly no nanokanana tamim-pomba ofisialy izany, izay vokatry ny fiaraha-miasan’ny fitondram-panjakana Malagasy sy ny vondrona Rasseta,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2018
Fahasalamana.HOMI SOAVINANDRIANA 1.000 isan-taona ny zaza teraka ao, 300 tsy ampy lanja

Manodidina ny 1.000 isan-taona amin’izao ireo zaza teraka eo anivon’ny hopitalin’ny Miaramila etsy Soavinandriana (HOMI). Ny 300 amin’ireo dia teraka tsy tonga volana avokoa noho ny rarintsaina mahazo ireo renim-pianakaviana mitondra vohoka, ny havizanana diso tafahoatra…

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Fahasalamana.Fanitarana CSB II Ambalavato Nahazo 225 tapitrisa Ar avy amin`ny Japoney

Novatsian`ny firenena Japoney 225 tapitrisa Ar ny tobim-pahasalamana fototra Ambalavato-Antsirabe mba ho fanitarana sy fanatsarana ny fotodrafitrasa ao an-toerana.

FTT