• Alarobia 28 Febroary 2018
Fahasalamana.RASOARINIRINA Fanomezantsoa Miorda, Mila tolo-tanana maika

Zazavavy kely vao teraka tamin’ny 28 janoary lasa teo tany Ambodiangezoka Andapa Rasoanirina Fanomezantsoa Miorda.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Febroary 2018
Fahasalamana.Fahasalamam-bahoaka Mandravarava indray ny pesta

Raharaha mahakasika ny fahasalamam-bahoaka ary tena nitarika voka-dratsy maro toy ny fahafatesana, tsy fianaran'ny mpianatra, tsy fihodinan'ny toekarena, fizahantany ...

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Febroary 2018
Ady amin’ny pesta Nanolotra fitaovana mitentina 600 tapitrisa Ar ny PSI.USAID

Nanaiky ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka ny profesora Andriamanarivo Mamy Lalatiana fa tsy mbola foana ny aretina pesta eto amintsika. Mbola mitohy hatrany ny ady, hoy izy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Fahasalamana.Lehilahy matin’ny pesta tany Fandriana Olona maro no efa nifampitakosina taminy

Lehilahy iray 63 taona antsoina hoe Rakotonirina no maty tany Fandriana ny 11 febroary 2018 teo tao amin’ny toby fiantsonan’ny fiara tao Fandriana. Ny fizahana natao azy no nahalalana fa nisy pesta aretin-tratra izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Febroary 2018
Fahasalamana.Centre Chrétien de la Santé Mamolavola mpitsabo matahotra an’Andriamanitra

Mankalaza ny faha-50 taona nijoroany ny « Centre Chretien de la Santé » etsy Ambohidahy. Ny Sabotsy teo no nanokafana tamim-pomba ôfisialy ny fankalazana ka fantatra tamin’izany fa efa mahatratra 600 ankehitriny ireo mpikambana manerana ny Nosy raha 60 tamin’ny taona 1968 nisokafan’ny sekoly voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Fahasalamana.Paosin-dra eny amin’ny hopitaly 100 ka hatramin’ny 150 isan’andro no ilaina eto an-drenivohitra

Manodidina ny 100 ka hatramin’ny 150 paosy isan’andro ankehitriny ny filana ra eto an-drenivohitra, raha araka ny fanadihadiana natao tetsy amin’ny Centre national de transfusion sanguine na ny CNTS etsy amin’ny HJRA Ampefiloha. Ireo vehivavy saro-piterahana na manana olana manokana no tena mandany izany amin’ny ankapobeny ankoatra ireo marary mafy mila fandidiana maika.

Hamaky ny tohiny
FTT