• Alakamisy 07 Jona 2018
Fahasalamana.Antananarivo renivohitra Nodiovina ny teny amin’ny 67 ha

Mbola betsaka ireo faritra maloto eto Antananarivo Renivohitra ka ilana fanadiovana maika, ho fitandroana ny fahasalaman’ny mponina. Anisan’ny nanaovan’ireo hery velona rehetra ao amin’ny Boriborintany voalohany ezaka ny teny 67 ha sy ny manodidina, tamin’ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jona 2018
Fahasalamana.Olona mamono, mandatsak’aina, Azo lazaina ho marary saina feno, hoy ny manampahaizana

Tranga tsy nampoizina maro no niseho teny anivon’ny fiarahamonina tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Fahasalamana.Fifohana sigara Karazana homamiadana telo no mety haterany

Tena zava-doza, hoy dokotera Fidy Bariniaina, ny voka-dratsy ateraky ny fifohana sigara eo amin’ny vatan’olombelona, izay marihana anio 31 mey ny andro maneran-tany hiadiana aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Mey 2018
Fahasalamana.Fahasalamana sy ny andro mangatsiaka Mila mihinana sakafo be gliosida

Efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2018
Fahasalamana.Famatsiana fanafody Misy olana kely ny toerana sasany

Ankoatra ny fitadiavana ny sakafo dia anisan’ny olana goavana iray sedrain’ny mponina ihany koa ny tsy fisian’ny fanafody eny amin’ny toeram-pivarotana voatokana ho amin’izany, indrindra ho an’ireo manana ny marary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2018
Fahasalamana.Ady amin’ny aretina tazomoka Norarahana ranom-panafody ny tao Ambohijanaka

Mbola mahazo vahana ny aretina tazomoka eto amintsika. Raha tsiahivina, mbola nahatratra sivy ireo olona namoy ny ainy vokatr’ity aretina iray ity hatramin’ny fiandohan’ny taona ka tany amin’ny faritra avokoa ny ankamaroan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT