Fahasalamana

Fanafody « Paracetamol » Ahitana « virus » mahafaty haingana ny sasany


  • Zoma 14 Septambra 2018

Mivoaka ny fampitandremana amin’izao fotoana ny tsy tokony hihinanana fanafody « Paracetamol » P /500.

 

 

 

Endrika vaovao amin’io fanafody io izany, izay miloko fotsy. Voalaza fa misy « virus » antsoina hoe « Machupo » izy io, ary sokajiana ho tena mampidi-doza sy mety hahafaty ao anatin’ny fotoana fohy. Ilaina hatrany, araka izany, ny mitandrina, ary mila manatona sy maka ny toromariky ny mpitsabo hatrany mialoha ny hihinanana fanafody fa tsy manao dokotera tena mba hisorohana ny  loza mety hiseho.

Nangonin’i Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT