• Alatsinainy 02 Jolay 2018
Fahasalamana.Mihamahazo vahana indray ny gripa Ny hatsiaka sy ny loto no antony

Mihamahazo vahana indray ny sery sy ny gripa eto an-drenivohitra. Olona maro no lasibatra tonga manatona ireny tobim-pitsaboana maro samihafa ireny, raha ny fanadihadiana natao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Fahasalamana.Fako eto Antananarivo Azo avadika angovo ampiasain’ny isan-tokantrano

Iaraha-mahita ny loto eto Antananarivo Renivohitra sy manerana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jona 2018
Fahasalamana.Fanomezan-drà Ny 15 % n’ny Malagasy no afaka manao azy

Tsy dia mavitrika amin’ny fanomezan-dra amin’ny ankapobeny isika eto Madagasikara. Araka ny fanazavan’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka vaovao Atoa Rakotomalala, mbola vao ny 15 %-n’ny Malagasy no manao izany ka ny vehivavy no betsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Fahasalamana.Aretina Drepanocytose Ny 10 %-n’ny Malagasy no fantatra fa voany

Aretina iray mahafaty ka mila fanaraha-maso akaiky ny drépanocytose. Ny 10 %-n’ny Malagasy no fantatra fa voany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2018
Fahasalamana.Olona Bobo Vokatry ny tsy fahampian’ny singa mandoko ny hoditra

Anisan’ny aretina iray mahazo ny olona betsaka aty amin’ny tany Afrikanina ny bobo na mivadin-koditra, anisany isika eto Madagasikara. Raha ny fanazavan’ny dokotera Ratafika, lehibena tobim-pitsaboana tsy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Fahasalamana.Sakafo ara-pahasalamana Mbola mila ezaka i Madagasikara

Omaly no nampahafantarina tetsy amin’ny Tranoben’ny Indostria sy ny Varotra Antaninarenina ny fankalazana voalohany manerantany momba ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fiahiana ara-pahasalamana ho an’ny sakafo (JISSA).

Hamaky ny tohiny
FTT