• Alatsinainy 30 Jolay 2018
Fahasalamana.Didimpoitra foibe Tsy misy resaka politika, hoy ny delegen’ny boriborintany faharoa

Ankizy miisa 50 no vita didimpoitra faobe maimaimpoana tetsy amin’ny firaisana faharoa Ambanidia ny sabotsy teo. 2 taona ny zandriny indrindra ary 6 taona no zokiny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Fahasalamana.Homamiadan’ny aty na Hepatita Ny 23 %-n’ny Malagasy no voany

Areti-mandoza iray miteraka ny 80%-n’ny homamiadana mpahazo ny aty ny hepatita B. Aretina azo avy amin’ny virus de l’hepatite B izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2018
Fahasalamana.Fitsaboana eto An-drenvohitra Paosin-dra 140 isan’andro no ilaina

Mitombo hatrany ny filàn-dra eto amintsika, indrindra fa ny eto an-drenivohitra. Tsy ampy intsony ilay paosin-drà 120 isa isan’andro teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Fahasalamana.Asan’ny dokotera Tena maro mpisandoka

Tahaka ny fanao isan-taona dia notanterahina omaly teny amin’ny Live Hotel Andavamamba, ny « journée des médecins ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Jolay 2018
Fahasalamana.Valanaretina pesta Mila mailo hatrany

Tonga nanome voninahitra ny fivoriana ny fanazavana ny valin’ny hetsika rehetra natao momba ny ady amin’ny pesta sy ny fanamafisana hatrany ny ady mbola atao amin’ny valanaretina, ny praiminisitra Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2018
Fahasalamana.Fihinanana odin-kankana Isan- telo volana ho an’ny zaza, isaky ny roa taona ho an’ny lehibe

Betsaka ireo olona tsy maharaka intsony ny fotoana tokony hihinanana odin-kankana noho ny rotorotom-piainana isan’andro.

Hamaky ny tohiny
FTT