Fahasalamana

CHU-JRA Ho maodely ara-piofanana


  • Alatsinainy 03 Septambra 2018

Anio hariva raha tsy misy ny fiovana no hahazo fampitaovana sy kojakoja ara-pahasalamana mba hampitoetra ny atao hoe :

 

 

fiofanana ara-pahasalamana maodely ny etsy amin’ny hopitaly CHU-JRA Anosy. Raha ny fantatra dia hampiavaka ireto fampitaovana horaisina ny tsy fisiana merkiora ao anatiny. Hisy, araka izany, ny fanazavana ny anton’izay eny an-toerana anio. Heverina fa hofaritana miaraka amin’izany ihany koa ny fetran’ny fampiofanana azo atao amin’ireto fampitaovana horaisina ireto.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT