• Alatsinainy 22 Oktobra 2018
Herinanandro ho an’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza Hisy fitiliana maimaimpoana ny otrikaretina Vih.Sida

Hotanterahina manomboka anio alatsinainy 22 oktobra manerana ny Nosy, haharitra dimy andro, ilay hetsika herinandro ho an’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza andiany faha-25, karakarain’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Fahasalamana.Aretina pesta 15 ireo olona voamarina fa tratrany

Raha ny tarehimarika voaray avy amin`ny minisiteran`ny fahasalaman-bahoaka, miisa 15 no voamarina fa misy trangana pesta amin`ireo olona natao fitiliana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Oktobra 2018
Fahasalamana.Fisorohana ny Pesta Nanadio tokontany hatramin’ny minisitra

Hiditra anaty fahavaratra isika ankehitriny, hoy ny minisitry ny fampianarana tekinika sy ny fampiofanana ara-kasa, Lydia Aimée Rahantasoa, raha nanazava ny antony nanatontosan’izy ireo fanadiovana faobe ny tokontaniben’ity minisitera ity tetsy Ampefiloha omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Fahasalamana.Famarotana Antibiotika Nohenjanina ny fanarahamaso

Nandray fanapahan-kevitra omaly ireo farmasiana mivondrona ao anatin’ny fikambanan’ny farmasianina eto Madagasikara tarihin’ny dokotera Mora Edwine manoloana ny firongatry ny fihinanana antibiotika eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Oktobra 2018
Fahasalamana.Mponin’Andina-Ambositra Nahazo fanafody hiadiana amin’ny bilariziozy

Mponina miisa 24 000, amina fokontany 15 eo anivon`ny kaominina ambanivohitra Andina no nisitraka fanafody maimaimpoana hiadiana amin’ny aretina bilariziozy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Fahasalamana.Trangan’aretina pesta Olona 21 hatreto no ahiana

Raha ny tatitra navoakan’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka dia miisa 21 hatreto ireo trangan’aretina pesta ahiana manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT