• Zoma 23 Novambra 2018
Fahasalamana.Hopitaly Befelatanana Zaza 100 amin’ny 300 no teraka tsy tonga volana

Zaza miisa 100 amin’ireo 300 vao teraka eo anivon’ny hopitalim-panjakana Befelatanana no fantatra fa tsy tonga volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Novambra 2018
Fahasalamana.Aretina kitrotro Mahazo vahana sy miparitaka…

Mahazo vahana tanteraka ny aretina kitrotro eto amintsika. Ankoatra ireo ankizy madinika latsaky ny dimy taona dia mahita faisana ihany koa ny olon-dehibe, eny fa na dia ireo efa vita vaksiny tamin’ny fahakeliny aza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Novambra 2018
Fahasalamana.Foibem-paritry ny fahasalamana any Sofia Mitaky ny hanalana ny talem-paritry ny fahasalamana ny mpiasa

Mandrahona hanao hetsika fanairana ho fitakiana ny fanalana ny talem-paritry ny fahasalamana amin’ny toerany ny mpiasan’ny fahasalamana ao amin’ny foibem-paritr’i Sofia.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2018
Fahasalamana.HJRA Ampefiloha Olona 2.500 nahazo fitsaboana maimaimpoana

Tontosa soa aman-tsara ny sabotsy lasa teo tetsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha ilay hetsika “dia zone” nokarakarain’ireo zone miisa efatra eo anivon’ny fikambanana Lions Club dia ny zone 13, 31, 32 ary 33 entina hanatsarana ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Fahasalamana.Diabeta tsy voatsabo Mety tsy mampiteraka, mahavoa ny AVC

Aretina misoko mangina ny diabeta amin’ny ankapobeny ka tsy dia mahataitra ny olona firy. Rehefa tena mihombo sy mahazo vahana ao anatin’ny vatana anefa izy io dia mety tsy hampiteraka, mety hahavoa ny AVC ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2018
Fahasalamana.Aretina diabeta Zava-dehibe ny fitiliana ny tahan’ny siramamy …

Mihamahazo vahana ny aretina diabeta maneran-tany. Olona iray isaky ny fito segondra no fantatra fa mamoy ny ainy ka tafiditra ao isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT