• Talata 22 Janoary 2019
Fahasalamana.Vaksiny fanefitry ny kitrotro Mbola hitohy ny hetsika

Fahombiazana no azo tamin’ilay fanaovam-baksiny faobe fanefitry ny kitrotro notanterahina teto amin’ny Faritra Analamanga, hoy ny teo anivon’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Janoary 2019
Fahasalamana.Ady amin’ny kitrotro Zaza 7 tapitrisa no hovitaina vaksiny

Notanterahina teo anivon’ny Primatiora teny Mahazoarivo omaly 15 janoary ny fivoriana mikasika ny valanaretina Kitrotro izay notarihin’ny praiminisitra Ntsay Christian,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Janoary 2019
Fahasalamana.Fahasalaman’ny tanora Mbola ambany ny tahan’ny fampiasana fandrindram-piterahana

Ny 37%-n’ny ankizivavy eo anelanelan’ny 15 hatramin’ny 19 taona eto amintsika dia efa niteraka 1 avokoa na mitoe-jaza. Antontan’isa vokatry ny fanadihadiana nataon’ny INSTAT tamin’ny taona 2012 – 2013 io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Janoary 2019
Fahasalamana.Dia an-tongotra voalanjalanja Tena mahasalama sy misoroka aretina

Anisan’ny misoroka aretina maro ny fanaovana dia an-tongotra isan’andro. Anisan’ireny ny aretina diabeta izay mamono olona marobe tokoa maneran-tany, ny hatavezana diso tafahoatra, ny aretin’ny tosidra …

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Fahasalamana.Kitrotro miparitaka any amin’ny faritra Zaza am-bolana tsy vita vaksiny no tena lasibatra

Nitondra fanazavana mikasika ireo ankizy marobe lasibatry ny kitrotro any amin’ny faritra ny minisiteran’ny Fahasalam-bahoaka omaly. Anisan’izany ny any Ambatoboeny, Toamasina, Mahajanga ary ny etsy amin’ny distrikan’Ambohidratrimo Faritra Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2019
Fahasalamana.Aretim-pivalalana Mirongatra indray

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra isika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT