• Zoma 31 Aogositra 2018
Fahasalamana.SAMPANA VONJY TAITRA BEFELATANANA Tsy afaka mandray marary mandritra ny herinandro

Tsy afaka mandray marary ny sampana vonjy taitra etsy amin’ny hopitaly Befelatanana nanomboka omaly alakamisy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Fahasalamana.CHU ANDROVA MAHAJANGA Niampy ny efitrano fandraisana ireo zaza marary

Miisa 50 isam-bolana eo amin’izao ireo zaza marary tonga manatona ny hopitaliben’Androva ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Fahasalamana.Hopitaly miaramila eny Ampahibe Mampiasa fitaovana avo lenta

Notokanana ny sabotsy teo tetsy Ampahibe ny hopitaly miaramila faritra voalohany na ny Infirmerie de Garnison teo aloha. Ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Fahasalamana.Aretin’ny vanin-taolana 1,6 tapitrisa Ar no saran’ny fandidiana

Aretina mahazo ny olona maro eto amintsika ny aretin’ny vanin-taolana mpahazo ny valahana sy ny lohalika. Mahatratra 200 isan-taona eo ho eo ireo olona tonga manatona tobim-pitsaboana, raha araka ny fantatra saingy ny 30 amin’ireo ihany no afaka mitsabo tena mandalo fandidiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aogositra 2018
Fahasalamana.Havizanana tafahoatra 5 isan-kerinandro ireo marary manatona tobim-pitsaboana

Mihabetsaka ireo olona lasibatry ny havizanana tafahoatra amin’izao ( fatigue generale).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Fahasalamana.Hopitaly CHU-JRA sy Befelatanana Efa samy mahatsabo tsara ny homamiadana

Efa azo sitranina tsara eto amintsika ny aretina homamiadana fa tsy voatery mandeha any ivelany intsony ny marary.

Hamaky ny tohiny
FTT