• Alarobia 26 Septambra 2018
Fahasalamana.Ady amin’ny pesta Nodiovina ny tsenan’Anosibe, Namontana…

Roso amin’ny fanadiovan-tanàna ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny SAMVA ary ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary, hotronin’ny minisiteran’ny rano hahafahana miady amin’ny pesta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Fahasalamana.Miala any indray ny pesta Olona 2 no maty tany Ambalavao

Miverina indray ny pesta amin’izao fotoana. Oona roa no efa matiny tany Anjoma, distrikan'Ambalavao, raha ny vaovao vonjimaika azo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Septambra 2018
Fahasalamana.Aretina Alzheimer Olana iray isaky ny 3 segondra no voany maneran-tany

Tafiditra ao anatin’ny iray volan’ny aretina « Alzheimer » isika amin’izao. Aretina tsy dia fantatry ny Malagasy izy io saingy efa maro ireo olona voa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Fahasalamana.Fanafody « Paracetamol » Ahitana « virus » mahafaty haingana ny sasany

Mivoaka ny fampitandremana amin’izao fotoana ny tsy tokony hihinanana fanafody « Paracetamol » P /500.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2018
Fahasalamana.Ampanihy Andrefana Nomena « Bloc Opératoire » nefa tsy misy mpandidy

Malaza tsy hihinanana ilay « Bloc Opératoire » ao Ampanihy, Faritra Atsimo Andrefana. Misy toeram-pandidiana nefa tsy misy dokotera mpandidy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2018
Fahasalamana.CHU-JRA Ho maodely ara-piofanana

Anio hariva raha tsy misy ny fiovana no hahazo fampitaovana sy kojakoja ara-pahasalamana mba hampitoetra ny atao hoe :

Hamaky ny tohiny
FTT