- Zoma 30 Novambra 2018
Fahasalamana.Aretina kitrotro eto Madagasikara Olona 4.600 no efa voa…
Niaiky ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka Rantomalala Yoel omaly fa tena mahazo vahana eto amintsika ny aretina kitrotro. Efa tafakatra 4.600 hatreto ireo olona lasibatra, tarehimarika azony farany tamin’ny alatsinainy lasa teo.
Hamaky ny tohiny