• Alatsinainy 10 Desambra 2018
Fahasalamana.Body Building Tonga eto amintsika i Eric Favre sy Morgan Aste

Hahazo tombony ireo mpisehatra sy mpankafy ny taranja “Body Building” eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2018
Fahasalamana.Taham-pahafatesan’ny reny sy ny zaza Azo ahena amin’ny fanatsarana ny kalitao

Nampahafantarina tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy omaly alakamisy 6 desambra ny fandaharan’asa MCSP (Maternal Child Survival Program) izay vatsian’ny masoivohon’ny firenena mikambana vola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2018
Fahasalamana.Olona manana fahasembanana Tanora miisa 80 no navoakan’ny CNFFFPSH

Tsy azo tsinontsinoavina ny olona manana fahasembanana fa afaka mandray anjara tsara amin’ny fampandrosoana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Fahasalamana.Materinité Befelatanana Nisitraka fanafody sy fampitaovana avy amin`ny JICA

Mba hahafahana mampihena ny taham-pahafatesan`ny reny sy ny zaza eo am-piterana dia nanolotra fanafody sy fampitaovana ho an’ny Maternité Befelatanana, ny masoivohon’i Japon eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Fahasalamana.Aretina SIDA Vitsy ireo manao fitiliana

Manodidina ny 0,3 % ireo olona lasibatry ny aretina SIDA eto Madagasikara raha 37 tapitrisa maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Fahasalamana.CHRR Mère-Enfant Ambatondrazaka Nahazo fotodrafitrasa sy fitaovana vaovao

Afa-pahasahiranana tanteraka ny vahoaka ao Ambatondrazaka, ao anatin`ny faritra Alaotra Mangoro, indrindra ny renim-pianakaviana sy ny zaza satria nahazo hopitaly manokana misahana ny reny sy ny zaza (Complexe Mere-Enfant).

Hamaky ny tohiny
FTT