• Talata 15 Janoary 2019
Fahasalamana.Dia an-tongotra voalanjalanja Tena mahasalama sy misoroka aretina

Anisan’ny misoroka aretina maro ny fanaovana dia an-tongotra isan’andro. Anisan’ireny ny aretina diabeta izay mamono olona marobe tokoa maneran-tany, ny hatavezana diso tafahoatra, ny aretin’ny tosidra …

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Fahasalamana.Kitrotro miparitaka any amin’ny faritra Zaza am-bolana tsy vita vaksiny no tena lasibatra

Nitondra fanazavana mikasika ireo ankizy marobe lasibatry ny kitrotro any amin’ny faritra ny minisiteran’ny Fahasalam-bahoaka omaly. Anisan’izany ny any Ambatoboeny, Toamasina, Mahajanga ary ny etsy amin’ny distrikan’Ambohidratrimo Faritra Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2019
Fahasalamana.Aretim-pivalalana Mirongatra indray

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra isika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Fahasalamana.Ady amin’ny kitrotro Hisy ny fanaovam-baksiny faobe ato ho ato

Raha miha mahazo vahana ny resa-politika eto amintsika dia misoko mangina tsy mamela mahazo ihany koa ny aretina kitrotro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Desambra 2018
Fahasalamana.Aretina diabeta Ela velona kokoa ireo voany raha mahay mitaiza vatana

Na dia anisan’ny aretina mahavoa olona betsaka aza ny aretina diabeta maneran-tany dia fantatra kosa fa ela velona kokoa ireo voany raha mahay mitaiza vatana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Desambra 2018
Fahasalamana.Hafanana be loatra eto an-drenivohitra Mila manao akanjo maivana sy misotro rano

Mihamafana hatrany ny andro eto an-drenivohitra ankehitriny. Efa tafakatra hatrany amin’ny 35 °C mihitsy izany amin’ny antoandro manomboka amin’ny 11 ora iny ka hatramin’ny 2 ora tolakandro indraindray ka mila tsy ho zaka.

Hamaky ny tohiny
FTT