• Zoma 17 Mey 2019
Fahasalamana.Minisiteran’ny fahasalamana Malagasy Manjaka tanteraka ny kinamanamana

Manjaka tanteraka ny « Népotisme » na resaka kinamanamana sy fiaviana eo amin’ny fandraisana mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny fahasalamana Malagasy etsy Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2019
Fahasalamana.Ady amin’ny aretina homamiadana Hanampy antsika i Inde

Tonga nanatitra ny taratasy maniraka azy ho masoivohon’i Inde eto Madagasikara tetsy amin’ny lapan’Iavoloha omaly alarobia 15 mey , ny ambasadaoro vaovaon’ity firenena ity, Abhay Kumar.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2019
Fahasalamana.Fizaham-pahasalamana maimaimpoana Nahasarika olona marobe ny fiangonana Advantista

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly alatsinainy 13 mey tetsy amin’ny Parvis hotel Analakely, hifarana anio talata ilay fizaham-pahasalamana maimaimpoana karakarain’ny fiangonana Advantista mitandrina ny andro fahafito mitondra ny lohateny hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Mey 2019
Fahasalamana.Fitsaboana ny aretin’ny voa Misy ny tetikasa hananganana hopitaly eto Antananarivo

Mihamitombo hatrany amin’izao ireo olona mararin’ny voa eto amintsika. Raha manodidina ny 70 isa eo ho eo ireo mpikambana ao anatin’ny FMIR na ny federasionan’ny marary voa eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2019
Fahasalamana.Tetikasa ara-pahasalamana “IMPACT” Vatsian’ny Amerikanina vola 32 tapitrisa dolara

Hamatsy vola tetikasa fanatsarana ny famatsiana sy fanapariahana kojakoja miampy fanafody ho an’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza, ady amin’ny tazomoka ary fandrindrana fiainam-pianakaviana i Etazonia, ka vola mitentina 32 tapitrisa dolara anatin’ny 5 taona no haompana amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2019
Fahasalamana.Hopitaly HJRA Hohatsaraina ny famatsiana fanafody

Anisan’ny mampitaraina ny mpanjifa hatrany tato ho ato ny fisian’ny filaharana amin’ny fividianana fanafody ao amin’ny toeram-pivarotam-panafody eo anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
FTT