Fahasalamana

Ady amin’ny tazomoka Tena mbola mila ezaka be eto Madagasikara


  • Alakamisy 04 Aprily 2019

Mbola ao anatin’ny aretina tena mamono olona eto Madagasikara ny tazomoka ary tena ilaina ny fanatonan’ny Malagasy ny tobim-pahasalamana amin’io trangan’aretina io.

 

Misy ny paikady ampiharina ao anatin’ny taona 2018-2022 hoentina miady amin’ny tazomoka ary efa misy mihitsy ny tahirin-kevitra mirakitra ny serasera amin’izany. Tsy afaka miandriandry intsony fa mila mifandray ny daholobe amin’ny ady amin’ny tazomoka ary tsy maintsy arahina fanofanana izany hoy ireo tompon’andraikitra. Tanjona hoe 80% farafahakeliny ny Malagasy hampiasa ireo fitaovana enti-misoroka ny tazomoka ary koa mahalala ny fanao raha voan’io aretina io.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT