- Talata 05 Martsa 2019
Fahasalamana.Paosin-dra eny amin’ny HJRA Tsy maharaka ny filàn’ny marary sy ireo tra-doza intsony
Tsy maharaka ny filàn’ireo marary sy ireo mila fandidiana maika intsony ny tahirin-drà etsy amin’ny « Centre national de transfusion sanguine » etsy amin’ny hôpitaly HJRA Ampefiloha amin’izao raha ny fantatra.
Hamaky ny tohiny