- Alakamisy 26 Martsa 2020
Fahasalamana.Fiaran'ny CORONAVIRUS Misy misoloky sahady
Mampahafantatra antsika olom-pirenena rehetra ny polisim-pirenena fa ireo fiara 4x4 manokana miasa amin’ny Coronavirus avy any amin’ny CCO (Centre de Commandement Opérationnel) ihany no afaka manao ny fizahana manokana ara-pahasalamana isan-tokantrano.
Hamaky ny tohiny
