- Zoma 03 Aprily 2020
Fahasalamana.Hopitalin’ny zaza tsaralalana Nankahery ireo mpiasan’ny fahasalamana ny minisitra
Hentitra amin’ny fampanajana ny fahadiovana toy ny fanasan-tanana amin’ny savony matetika, ny fahadiovan’ny rano ampiasaina sy ny sakafo hohanina ny eo anivon’ny hôpitalin’ny zaza etsy Tsaralalana.
Hamaky ny tohiny